Teny iditra keky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Bara] aloha, angaloha [Rakotosaona 1972]

Teny iditra keky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hatina [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra keky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazana mofomamy [SLP 1986]
Famaritana frantsay cake [SLP 1986]
Voambolana 

2010/05/06