Teny iditra | 1 kelihandrina |
Singan-teny | 2 kely, handrina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#6622] A forte tête et au petit front. La pièce de cinq francs à l' effigie de Charles X. |
Ohatra |
5 Kanefa ankoatra an' ireo, dia mbola nisy vola hafa koa nampiasaina, toy ny vola Beloaka, Elatra, Andohalambo, Mandrihavia, Madio na Ampongabe, Vavy, kelihandrina, Tranompitaratra. [2.436#] |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |