|
|
|
|

Teny iditra1  kelikely
Fototeny  2  kely
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [2.324]
5  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [2.470]
6  Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [2.471]
7  Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [2.472]
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21