Teny iditra | keliny > helika | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The armpit [1.2, 1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aisselle [1.8] | ||||||||||||
Ohatra | Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika.
[2.424] | ||||||||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Manontolo | |||||||||||||
Anaran' akora mamorom-batana | |||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny helika io | ||||||||||||
Teny iditra | keliny > helitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A basket. (prov.) see habona. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Panier, corbeille. (toñotòño). [1.19] | |
Tovy hevitra | helotra | |
Teny iditra | keliny > helina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana na fandalovana vetivety [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny helina io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | helina, lihane |
Teny iditra | keliny > kely | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Little, small [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Petit, peu [1.8] | ||||||||||||||||||
Ohatra | Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana.
[2.4] | ||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Anaram-biby |
| ||||||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||||||||
Anaran' olona |
| ||||||||||||||||||
Zanakanarana | |||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kely io | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | kely, kile |