Teny iditra | 1 kely ambaitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] malemilemy ka mila fitandremana fatratra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] très dangereux très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste |
Ohatra |
5 [2.356] kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. 6 [2.470] Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; |
Singan-teny | 7 kely, ambaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |