Teny iditra kely dia kely
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Kely bitika, kely bilitika, kely botitika, kitika, kitsika, kitsitsika, tsintsina, ankanofisana, indray manila, rano an-kitsak' akoho, ohatra ny ivy, pitiny kely, sombiny kely, ilany kely, ambilombazana, sily, hoho, silakoho, tapany kely, piny kely, motiny kely, ambiny kely [Rajemisa 1985]

2009/11/07