Teny iditra kemaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona izay miditra ny molony; gema, demba na dembana. [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

Teny iditra kemaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] honte, confusion. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

2017/03/10