|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kemaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny olona izay miditra ny molony; gema, demba na dembana.
Tsipelina hafa  4  kema

Teny iditra (2/2)5  kemaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] honte, confusion.
Voambolana  8  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12