|
|
|
|

Teny iditra1  kenakenaina
Fototeny  2 kenakena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina ampitandremana fatratra: Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky
5 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ikenakenana, kenakenaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08