Teny iditra | 1 kenda roroka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina |
Ohatra |
4 [1.437#] Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo. |
Singan-teny | 5 kenda, roroka |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |