Teny iditra kentrona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo ketrona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pli; ride [1.13]
Ohatra fa ny tambitamby efa lany
ary ny fitia efa madiva
ka na dia hamoron-kentrona aza
tsy hahita hianao
[2.131]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31