Teny iditra | kentsona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona izay toa miteny any an' orona, tsy tsara fiteny fa toa misy teritery any an' orony any [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Nasal (of a sound or a voice); [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nasillard, qui parle du nez [1.19] | |||||||||||||||
Nasal (se dit d'un son ou d'une voix). [1.8] | ||||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | kentsina | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |