Teny iditra keoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [Rajemisa 1985]
 tatatra kely atao amin'ny piesy iray [SLP 1986]
Famaritana frantsay gorge, cannelure [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/12