|
|
|
|

Teny iditra1  keoka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [1.1]5  tatatra kely atao amin'ny piesy iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  gorge, cannelure [1.13]

Fivaditsoratra  7  akoke, kaoke, keoka, koake

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31