Teny iditra (1/2) | 1 keokeoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo heno amin' ny fikepokepohan' ny nify voankazo mbola manta na taolana malemy. |
Voambolana |
4 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 keokeoka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
karazam-borona; kitanotano |
Voambolana |
12 Haibiby: vorona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |