Teny iditra | 1 kepakepaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny fihetsiketsik' izay rehetra mihofahofa amin' ny ilany iray nefa misy mitana amin' ny ilany hafa iray. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 akepakepak, kepakepaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |