Teny iditra | 1 kepohina |
Fototeny | 2 kepoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsakoina ka heno ny feo aterak' izany: Nokepohin' ilay alika ny taolana natsipy ho azy Lanina, hanina: Nokepohiny herintaona monja ny fananam-be navelan-dray aman-dreniny ho azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be crunched between the teeth; to be squandered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on écrase sous la dent; qu'on gaspille |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 hakepony, hikopean, ikepohan, kepohina, nikepoha, nipehako |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |