|
|
|
|

Teny iditra1  kerakera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra
Fototeny  4  kera
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  kera

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30