|
|
|
|

Teny iditra1  Ketaka
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ
Ohatra  4  [2.4] Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna.
5  [2.48] ka indro ketaka, tsy vavy io fa Lahy;
Voambolana  6  Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  7  iketaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12