Teny iditra | 1 ketrika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo heno mikotrakotraka amin' ny fitanehana ny nahandro fahandroana sakafo 4 [1.13] fahandroana maharitra amin'ny afo antonony |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] cuisson |
Voambolana |
6 Toe-karena: hanina |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ketrika io |
Fivaditsoratra | 13 kekitra, ketraky, ketrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |