Teny iditra | kia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Hatina [1.78] | |
[Tanala] Hatina, kivaivay amin'ny tena [1.78] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | kiake | |
Teny iditra | kia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Boloky [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | aky, ika, kay, kia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |