|
|
|
|

Teny iditra1  kiahina
Fototeny  2  kiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny
Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be scratched
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on effleure ou égratigne en passant
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  ankihia, haikain, hakainy, hakiany, hanaiky, hianaky, hianika, ihaikan, ihikana, ikaihan, ikiahan, kaihina, kiahina, nahikay, nihaika, nihiaka, nikaiha, nikiaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20