Teny iditra | kiampongaponga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |