Teny iditra kianakisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Kilalao [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Songs sung by children [2.131]
Ohatra 
Aho re izao ny ho aia e?(Where will I go, then?)
Aho re izao ny ho an' ia e?(To whom will I return, then?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Ko so' hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
Ko hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
[2.131]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31