Teny iditra | kianina (kiana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsinina: Kianin' ny maro ny fitondran' io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be criticized [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à quoi on trouve un défaut; [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |