|
|
|
|

Teny iditra1  kianina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsinina: Kianin' ny maro ny fitondran' io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be criticized
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] à quoi on trouve un défaut;
Fototeny  6  kiana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  aankiny, akaniny, anikina, iankina, kianina, nakainy, nakiany, nanaiky, nianaky, nianika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21