Teny iditra kiany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiny, kilema, fahadisoana [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [1.3]
Ohatra 
1Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana [1.10]
2Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [1.3]
3Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra kiany
Sokajin-teny anarana kiana sy mpisolo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03