|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kiany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] tsiny, kilema, fahadisoana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#326] Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid
Ohatra  5  Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana [1.10]
6  Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [1.3]
7  Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [1.3]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  kiany
Sokajin-teny  13  anarana kiana sy mpisolo

Fivaditsoratra  14  inaky, kiani, kiany, kinia, naiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21