Teny iditra | kibaha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tanty kely, haron-kely: Tsika tsa mba zanak'ampirafe hoe ho roe kibaha (Isika tsy mba zanak'olona mirafy ka ho roa tanty kely) [1.78] | |
Fivaditsoratra | hibaka, kibaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |