|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kibango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha

Teny iditra (2/3)4  kibango
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Tehina hazo be
Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra

Teny iditra (3/3)7  kibango
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.19] [Tankarana] syphilis.
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07