Teny iditra | kibolabola | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana frantsay | bulle [SLP 1986] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | tapoaka | |||
Teny iditra | kibolabola | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | empaka; mony na votrovotro [SLP 1986] | |||
Fandikana frantsay | cloque; pustule [SLP 1986] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Teny iditra | kibolabola | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | karazan-tsakafo miaraka amin'ny tapotsin'atody ka mibontsina rehefa andrahoina [SLP 1986] | |||
Fandikana frantsay | soufflé [SLP 1986] | |||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |