|
|
|
|

Teny iditra1  kibon-dranjo
Singan-teny  2  kibo, ranjo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  5  ny ivohon' ny ranjo izay malemilemy ary mivohitra botabota, atao koa hoe voavitsy [1.1]
Tovy hevitra  6  voavitsy#mg.n

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14