Teny iditra kibon-dranjo (kibo, ranjo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny ivohon' ny ranjo izay malemilemy ary mivohitra botabota, atao koa hoe voavitsy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra voavitsy

2010/10/27