Teny iditra | 1 kibon-dranjo |
Singan-teny | 2 kibo, ranjo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny ivohon' ny ranjo izay malemilemy ary mivohitra botabota, atao koa hoe voavitsy |
Voambolana |
5 Haiaina |
Tovy hevitra | 6 voavitsy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |