Teny iditra | 1 kibo saokan' ny nahiny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#488] enti-milaza fanaovan-javatra tsy noteriterena fa tena ara-tsitra-po marina |
Singan-teny | 4 kibo, saoka, nahy |
Tsipelina hafa | 5 kibosaokynynahiny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |