|
|
|
|

Teny iditra1  kibo saokan' ny nahiny
Singan-teny  2  kibo, saoka, nahy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#488] enti-milaza fanaovan-javatra tsy noteriterena fa tena ara-tsitra-po marina
Tsipelina hafa  5  kibosaokynynahiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12