Teny iditra kibotaina (kibo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Big-bellied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a un gros ventre [1.8]
Ohatra Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao; [2.470]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31