Teny iditra | 1 kibotaina |
Fototeny | 2 kibo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#489] Be kibo, mibontana be ny kibony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] big-bellied |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui a un gros ventre |
Ohatra |
7 Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao; [2.470#144] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny kibotaina io |
Fivaditsoratra | 9 atakibony, banitikao, ikotabany, kibotaina, kotabainy, nitaboika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |