Teny iditra kiboty
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] petite sauterelle. [David 1952 (takila K)]
Voambolana 

Teny iditra kiboty
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy  [Bara] kamboty [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] kamboty, zaza maty ray sy reny [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra kibote

Teny iditra kiboty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] taho [Rakotosaona 1972]

2017/03/10