Teny iditra | kidiadiavorona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [1.1] | |
Anarana siantifika | Oxalis repens | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Tovy hevitra | kidiadiamborona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |