|
|
|
|

Teny iditra1  kidodo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] tsinjaka, dihy
4  [1.1] [Betsileo] Dihy malaza indrindra amin' ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana fahamailahan-tanana koa

Fivaditsoratra  5 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21