Teny iditra | kidona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Radeau. [1.19] | |||
Teny iditra | kidona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tetezana [1.78] | |||
[Betsileo]
Arabe migodana mamaky ny vohitra Tetezan-kazo nakambankambana mampitohy morona roa [1.1] | ||||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Tsipelina hafa | kodona | |||
Fivaditsoratra | ankody, dokany, donika, kidona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |