|
|
|
|

Teny iditra1  kidondona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feo midoboka toy ny feon' ny tany mangoboka aty
Voambolana  4  Feo
Fototeny  5  dona
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  kidondona, kiondonda

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21