Teny iditra | 1 kidoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a mattress [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 matelas [1.3#328, 1.8] 6 paillasse [1.3#328] 7 Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc. [1.196] |
Ohatra |
8 Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra. [2.643#] 9 Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4#] 10 Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |