|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kifafa
Fototeny  2  fafa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  balai, brosse, tout ce qui sert à balayer [1.3#328]
Ohatra  6  Fanaovan' ny olona kifafa ny rantsany. [2.643#]
7  ary tahaka an-dRangahibe leon-tsokina, ka vodi-kifafa dia andosirana. [2.587#]
Tsipelina hafa  8  kofafa
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny kifafa io

Teny iditra (2/2)12  kifafa
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  Nom de certaines plantes plus spécialement recherchées pour faire des balais. Ce sont particulièrement, suivant les dialectes :
15  Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Cet arbuste servait aussi à préparer une teinture verte (Grandidier, Ethnographie). Son infusion est administrée aux boeufs, comme odi-tsingala ; on pense que les boeufs peuvent devenir malades parce qu'ils avalaient par inadvertance en s'abreuvant un insecte aquatique, le tsingala. En réalité c'est surtout en cas de météorisation qu'on applique ce traitement. [Merina] [1.196]
16  [Betsileo]
17  Aristida rufescens Steud. (Poaceae). [Sakalava]
18 
Maerua nuda Scott Elliot (Capparaceae). [Mahafaly] [Bara]
19  [Tandroy]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29