Teny iditra kifolona (folona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakan-javatra fihinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [1.196]
Ohatra Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27