Teny iditra | 1 kiho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the elbow; anything with a bend in it |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] coude |
Voambolana |
6 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny kiho io |
Fivaditsoratra | 21 kiho, kohy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |