Teny iditra | kijanajanaka (zanaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15 |