Teny iditra | 1 kijanajanaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#490] Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#329] poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos |
Voambolana |
5 Kilalao |
Fototeny | 6 zanaka |
Fivaditsoratra | 7 kijanajanaka, nikajakajana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |