Teny iditra kila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] May [1.78]
 May, voadoro: Kila ny trano dimy tao an-tanàna
Voatono: Nodoran' ny olona ny bozaka tany antanety ka kila ireo valalavao nandry teny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Burnt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brûlé, grillé: Kila ny tranonay (Notre maison a été complètement brulée) ~ Kilan' ny afo ny tongotro (Mon pied est grillé par le feu) [1.3]
 Brûlé. [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra kila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Valala may eny an-tanety ka angonina hamahanana vorona na kisoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les sauterelles grillées dans les herbes auxquelles on a mis le feu [1.3]

Teny iditra kila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Daholo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Tous. [1.19]

Teny iditra -kila
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hila
Fanazavàna teny malagasy  hila [3.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19